Fizarana fanampiana

Tamin'ny 9 febroary 2020 no nizara fanampiana ho an'ireo ankizy ao amin'ny Ratsana Fanantenana izahay


EPP Ankadinandriana

Tamin'ny zoma 22 septambra 2017 no nanomezana ireo fanampiana ho an'ireo fianakaviana sahirana ara-bola. Izany fanampiana izany moa dia ny "droit d'inscription" sy ny kojakojam-pianarana (fournitures scolaires) ho an'ireo mpianatra miisa 17.


Fihaonan'ny Nirina e.V. sy Fanoitra Soa

Tamin'ny septambra 2016 izany fihaonana izany


Ny dia tany Ampamoha (Anjozorobe)

EPP Ampamoha tamin'ny 7 janoary 2015