Tetikasa "EPP Ankadinandriana"

Fanampiana ireo mpianatra sahirana ara-bola no tetikasa tanterahan'ny Nirina e.V. any Madagasikara, izany dia vita nohon'ny fiaraha-miasa amin'ny fikambanana Fanoitra Soa any Madagasikara 

Raha te hahafantatra ny momba ity tetikasa ity ianao dia tsindrio eto