Fihaonan'ny Nirina e.V. sy Fanoitra Soa

Nanao vacances tany Madagasikara i Olivier R. Wagner, mpikambana ato amin'ny Nirina e.V. tamin'ny septambra 2016, nanararaotra ilay fotoana fohy dia nihaona tamin'i Hanta Rakotoharimanana sy Felana Rakotomanana, mpikambana ao amin'ny Fanoitra Soa.

 

Fihaonana voalohan'izy telo mianadahy io ka ankoatran'ny fifankafantarana dia niresaka ny dingana efa vita sy ny mbola hatao izy ireo. Sarotra ny manao zavatra satria olona manana ny asa fivelomany daholo izy ireo.

Kommentar schreiben

Kommentare: 0